Faly miarahaba anao amin'ny anaran'ny Tompo Jesosy Kristy.      Au nom de Jésus-Christ, Bienvenue sur le site officiel de la FPMM-ZIONA

" Izaho no mofon'aina; izay manatona Ahy dia tsy  mba ho noana, ary izay mino Ahy tsy mba hangetaheta intsony" Jaona 6:35 

 "Je suis le pain de vie. Celui qui vient à moi n'aura jamais faim, et celui qui croit en moi n'aura jamais soif" Jean 6:35 

  FAndaharana/Programme  (Ny Alahady/  du dimanche)

 Alahady/Dimanche

5 Février 2012

09h00 Katekomena / Catéchumène

10h00 Fotoam-pivavahana / Culte  (Fandraisana Fanasan'ny Tompo / Sainte Cène) 

 Alahady/Dimanche

12 Février 2012

Miaraka amin'ny HVKL

09h00 Katekomena / Catéchumène

10h00 Fotoam-pivavahana / Culte (Miaraka amin'ny HVKL) 

12h00 Sekoly Alahady / Ecole du dimanche           -                  Fiofanan'ny Diakona

 Alahady/Dimanche

19 Février 2012

09h00 Katekomena / Catéchumène

10h00 Fotoam-pivavahana / Culte   FIFOHAZANA 

12h00 Sekoly Alahady / Ecole du dimanche           -                   Fiofanan'ny Diakona

 Alahady/Dimanche

26 Février 2012

09h00 Katekomena / Catéchumène

10h00 Fotoam-pivavahana / Culte      

12h00 Sekoly Alahady / Ecole du dimanche           -                  Fiofanan'ny Diakona

 Alahady/Dimanche

4 mars 2012

VOKA-DEHIBE

09h00 Katekomena / Catéchumène

10h00 Fotoam-pivavahana / Culte            -             

VOKA-DEHIBE FPMM-ZIONA

     

 

  Ny trano fiangonana dia ao amin'ny  / lieu du culte 

Crypte de la Cathédrale Ste Marthe

PANTIN 4 Chemins,  3 rue Condorcet 93500 PANTIN

Horaire : voir tableau des prgrammes ci-dessus

Les photos du VOKATRA DU 18 DECEMBRE  2011

ALAHADIN'NY MPITANDRINA NY ALAHADY 4 DESAMBRA 2011

«Ary ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra : ny finoana, ny fanantenana, ny fitiavana; fa ny fitiavana no lehibe amin’ireo. » I Kor 13:13

« Maintenant ces trois choses demeurent : la foi, l’espérance et l’amour ; mais la plus grande des trois est l’amour. » 1 COR 13:13

Cliquez sur l'image pour voir l'album photos AINGA VAO

 


PARTENARIAT

RADIO HARENA

 RADIO AGAPE www.agape1.fr Hira fivavahana, fihainoana soratra masina

 Les albums photos en ligne

PIQUE-NIQUE DU 13 juin 2011  cliquez ici

Les photos du DINER CONCERT de la SLK

     

" Izaho no mofon'aina; izay manatona Ahy dia tsy  mba ho noana, ary izay mino Ahy tsy mba hangetaheta intsony" Jaona 6:35 

 "Je suis le pain de vie. Celui qui vient à moi n'aura jamais faim, et celui qui croit en moi n'aura jamais soif" Jean 6:35