
VOKATRY NY SEKOLY ALAHADY 2011
"Zaro amin'izay lalana tokony halehany ny zaza, ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany" Ohabolana 22: 6
"AVELAO NY ZAZA HANANTONA AHY ARY AZA RARANA FA AN'NY TOA AZY NY FANJAKAN'ANDRIAMANITRA"marka 10
SAMPANA SEKOLY ALAHADY TANIKETSAN' I ZIONA
VAOVAO ISAN-KARAZANY: Fandaharam-potoana ka hatramin'ny faran'ny Taona 2011
- Fianaran-kira manaraka:
Sabotsy 26 novambra 2011 manomboka amin'ny 14:30 à 17:00 (Crypte Eglise Ste Marthe)
Sabotsy 3 desambra 2011 manomboka amin'ny 14:30 à 17:00(Crypte Eglise Ste Marthe)
PETITE PRIERE:
Jésus, tu nous as appris que Dieu est Père, Fils et Saint Esprit.
Par ta croix, tu nous révèles l'Amour de Dieu.
Par ta croix, nous sommes baptisés.
Aujourd'hui, nous sommes réunis en ton nom.
Merci Seigneur, Amen !
