

« Ary tsarovy ny Mpanao anao amin’ny andro fahatanoranao, dieny tsy mba tonga ny andro mahory, ary tsy mbola mihatra ny taona izay hanaovanao hoe : ‘Tsy sitrako izao’. » Mpitoriteny 12:1 « Pendant que tu es jeune, n’oublie pas celui qui t’as créé. Souviens-toi de lui avant que ne viennent les jours du déclin et le moment où tu diras : ‘Je n’ai point de plaisir à vivre ‘. » Ecclésiaste 12 :1 |

cliquez sur la photo pour voir les autres photos.
VOKATRA DU 25 OCTOBRE 2009 Merci à tous !
Misaotra ihany koa ireo izay nanampy anay ka nahavitanay soamantsara ny vokatra izay nokarakarainay. | ![]() |
Vokatra du 25/10/2009 Voir Album
dimanche 7 mars 2010 lors de la célébration de la fête des Grands-mères.
