NY FIANGONANA PROTESTANTA REFORME DIA 

                    FIANGONANA KRISTIANINA

Tahaka ny Fiangonana Katolika, Ortodoksa,  

ny Fiangonana protestanta Reforme dia :

 

    1-     Manaiky fa Jesosy Kristy no Mpamonjy ny olona rehetra sady modely arahina.

      2-     Mitory ny fitiavan’Andriamanitra, ny fahamarinana ary ny fiadanana ho an’ny

             olombelona rehetra.

3-     Manolotra ny Sakramentan’ny Batisa sy ny Fanasan’ny Tompo.

4-     Mankalaza ny Paska, Pentekosta ary ny Fahaterahan’I Jesosy.

MIAVAKA NY FIANGONANA PROTESTANTA REFORME SATRIA :

1-     Mametraka amin’ny laharana voalohany ny famakiana ny Baiboly sy nyfandraisany manokana azy, ka ambonin’ny tarazo sy ny lovan-tsofina izany.

 2-     Manaja ny fahafahan’ny olona tsirairay sy ny feon’ny fieritreretana

       ary manohitra ny endriky ny jadona rehetra.

3-     Mametraka amin’ny toerana voalohany ny Famakiana Soratra

       Masina sy ny fitoriana ny Tenin’Andriamanitra amin’ny fotoam-

       pivavahana alahady.

4-     Mivavaka amin’Andriamanitra Ray sy Zanaka ary ny Fanahy 

       Masina .

5-     Milaza fa ny fifankatiavan’ny mpirahalahy ao amin’ny Tompo no

       setrin’ny fitiavan’Andriamanitra ny olon-drehetra.

 

QU’EST-CE QU’UNE EGLISE PROTESTANTE REFORMEE ?

C’est une Eglise chrétienne

Comme les Eglises catholique et orthodoxe, les Eglises protestantes

-         reconnaissent en Jésus-Christ le Sauveur spirituel de tout être humain  ainsi qu’un exemple à suivre.

-         Professent un message d’amour, de paix et de justice à l’égard de l’ensemble de l’humanité.

-         Pratiquent le baptême et partagent la communion.

-         Célèbrent les fêtes de Noël, Pâques et Pentecôte.

 

C’est une Eglise différente

A la différente des Eglises catholiques et orthodoxes, notre Eglise protestante réformée :

-      affirme la priorité de la lecture et de l’interprétation personnelle de la Bible par rapport à la tradition ;

-      préconise la liberté de conscience contre toute forme d’autoritarisme ;

-      rejette toute hiérarchie et toute infaillibilité dans l’Eglise ;

-      met au centre du culte du dimanche la lecture de la Bible et le prédication de la Parole de Dieu ;

-      prie Dieu, le Christ et le Saint Esprit ;

-      considère que l’amour fraternel est la réponse désintéressée à l’amour que Dieu porte à tout être.