Faly miarahaba anao amin'ny anaran'ny Tompo Jesosy Kristy.      Au nom de Jésus-Christ, Bienvenue sur le site officiel de la FPMM-ZIONA

" Izaho no mofon'aina; izay manatona Ahy dia tsy  mba ho noana,            ary izay mino Ahy tsy mba hangetaheta intsony" Jaona 6:35 

"Je suis le pain de vie. Celui qui vient à moi n'aura jamais faim, et celui                qui croit en moi n'aura jamais soif" Jean 6:35 

Ny FPMM-ZIONA dia mirary soa ho anao  amin'ity taona vaovao ity.

La FPMM-ZIONA vous présente ses meilleurs voeux pour l'année 2012.

Daty/date

Fandaharana / Programme

AAlahady /Dimanche

1er Janvier 2012

11h00  Fotoam-pivavahana/ Culte

Alahady /Dimanche

8  Janvier 2012 
 

10h00  Fotoam-pivavahana/  Culte             Fiarahabana ireo zoky olona sy Raiamandreny

Fandraisana Fanasan'ny Tompo / Sainte Cène

12h00 Sekoly Alahady/Ecole du dimanche

Alahady /Dimanche

15 Janvier 2012

9h00 KATEKOMENA / Catéchumène                 10h00  Fotoam-pivavahana/ Culte FIFOHAZANA  Asa Fanasitranana sy Fampaherezana

12h00 Sekoly Alahady/Ecole du dimanche                          Fihofanan'ny Diakona / Formation Diacre

 AlahdyiDimanche

22 Janvier 2012

9h00 Fihofanan'ny KATEKOMENA                    10h00  Fotoam-pivavahana/ Culte

AGAPE

Alahady/Dimanche

29 Janvier 2012

9h00 Katekomena / Catéchumène                      10h00  Fotoam-pivavahana/ Culte        

12h00 Sekoly Alahady/Ecole du dimanche                    Fihofanan'ny Diakona / Formation Diacres

     

 

  Ny trano fiangonana dia ao amin'ny  / lieu du culte 

Crypte de la Cathédrale Ste Marthe

PANTIN 4 Chemins,  3 rue Condorcet 93500 PANTIN

Horaire : voir tableau des prgrammes ci-dessus

Les photos du VOKATRA DU 18 DECEMBRE  2011

ALAHADIN'NY MPITANDRINA NY ALAHADY 4 DESAMBRA 2011

«Ary ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra : ny finoana, ny fanantenana, ny fitiavana; fa ny fitiavana no lehibe amin’ireo. » I Kor 13:13

« Maintenant ces trois choses demeurent : la foi, l’espérance et l’amour ; mais la plus grande des trois est l’amour. » 1 COR 13:13

Cliquez sur l'image pour voir l'album photos AINGA VAO

 


PARTENARIAT

RADIO HARENA

 RADIO AGAPE www.agape1.fr Hira fivavahana, fihainoana soratra masina

 Les albums photos en ligne

PIQUE-NIQUE DU 13 juin 2011  cliquez ici

Les photos du DINER CONCERT de la SLK